Izay Aho vao nahafantatra ilay Marion koa tamin'ny fanarahana ny fandaharan'ilat mpankanto nidaosan'y fahafatesana tsy Iza fa Itompokolahy Rak'Roots Dia ilay mpihira bé fitiavana ahy mbola misy hafa koa manana n'y talent a'ty Madagascar Dia i Marion Sady manam-peo ka tohizo , Ary bonne continuation
Ary ny any Comores no misy fisamborana fa ny teto Madagasikara zany dia tena malalaka tsara mitsy? ny voasambotra any aza moa angatahana famotsorana ndray!
Ny mapalaelo dia tsy asina resaka mihitsy ny orinasa mpamokatra simenitra eto an-toerana (HOLCIM) kanefa dia azo fehezina tsara. Sa ve izay ilay hoe biznan'ny zalah fanjakana? sa hoe karàna sy frantsay no tompony dia efa misy contrat efa vita any ho any? mampalaelo !!! ny vahoaka no mibaby ny tsy fahaiza-mitantana sy gaboraraka
Tsy maintsy atao miaraka Daholo reo ,zay efa ataony pitondra , manala ny embouteillages koa zany no tsy mivagogo ao Tanarivo daholo . Ny fapadrosona tsy manakana ny kere sy ny social bahoka , ny lalana sy ny sisa , miaraka daholo reo ,
Ty raclemence ty tena tsy alehany mitsy fa efa impito , apidiro refa madika lalana . Le avocat ko mahagaga ??? Tsy afaka manao ny asany raha tsy mitata rehefa manao ny asany
Reto taxi ty ko ,refa tsy hiasa tokony mijanona . Samy manana fidirany ,otrany hoe misy b ny mpivarokena ,ny pivarotra mofo, sy ny sisa Samy mitady e !
Type shiiittt
5 comments , the world will catch up
zah ve ranga efa mba niandry combat letie, milay be e
tena noheveriko hoe tena izy
fa laingalainga fa feon'i Morena misy an'le côté mampangorintsana iny
2023 ❤
Fanasina est trop chanceux 😭🫶
❤
Pabi
Tena tsara, sady mapomehy
7 taona aty aorina zary nofy na dream out toko sisa fa tsy hita intsony ny pazzapa
fa no tsy hita t@ finale itry zaza makay be ito
Fa maninona ary zah tsy nahita anio😪😪😪😪
mamy anie izy eee... ndrii be fitiavana kely
Mahafinaritra
Malahelo loatra
Answoooo ❤️😢
Izay Aho vao nahafantatra ilay Marion koa tamin'ny fanarahana ny fandaharan'ilat mpankanto nidaosan'y fahafatesana tsy Iza fa Itompokolahy Rak'Roots Dia ilay mpihira bé fitiavana ahy mbola misy hafa koa manana n'y talent a'ty Madagascar Dia i Marion Sady manam-peo ka tohizo , Ary bonne continuation
Toa nofy😭😭😭😭😭😭
10 ans !!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Mafy kosa alo i Fatoma e
😆
Tsy mande zany le scanner ao ivato
Makasitraka vao2 tompoko
De asa daholo sy famonoana olo Hita mada tsikaty tompoko mapalahelo
Kolokoly aloha dia betsaka mihintsy amizao , na eo Ivato tena mbola trop ndrindra ao @ cargo ao
ho tafaraka,@ somaliana sy ny karana ndray zany fa de miomanaeeee
Miarahaba atsika rehetra tratrany tona vaovao tompoko
Ary ny any Comores no misy fisamborana fa ny teto Madagasikara zany dia tena malalaka tsara mitsy? ny voasambotra any aza moa angatahana famotsorana ndray!
Le fiara midonaka setroka reo aloha esorina manimba tontolo iainana
Mandroso isika ry Fitondrana a aleo hitabataba izay te hitabataba, en avant!
Fitodrana mamitaka vahoka foza
Ny mapalaelo dia tsy asina resaka mihitsy ny orinasa mpamokatra simenitra eto an-toerana (HOLCIM) kanefa dia azo fehezina tsara. Sa ve izay ilay hoe biznan'ny zalah fanjakana? sa hoe karàna sy frantsay no tompony dia efa misy contrat efa vita any ho any? mampalaelo !!! ny vahoaka no mibaby ny tsy fahaiza-mitantana sy gaboraraka
misaotra Tompo
samy mivava fa tsimisu olona avaolana ratsy niao ambony
Miaramila dahalo fajakana
Madagascar one love
D mody madalo mihitsy 🥵😅
Radeda asio ameo asa ny vahoka madinika
Ory zadary tsy naratra meso io Tananao tompoko de nitifiranao lelahy nodimandry Hafaka hanino maty fa Samy vovoko matinao io anio fa misy todiny hany ry pamono iny
Rakofy jiro dia omeo asa vahoaka
Aza be baiko fa madraisa adraikitra
Za tsy mpitondra fanjakana
Toga Koa daholo ramenabila Rajoelina
LE PANEJIKA NO MAPIROGATRA NY DALO
Sao de ty no ao abadika io dahalo io ,anisany
Tsy maintsy atao miaraka Daholo reo ,zay efa ataony pitondra , manala ny embouteillages koa zany no tsy mivagogo ao Tanarivo daholo . Ny fapadrosona tsy manakana ny kere sy ny social bahoka , ny lalana sy ny sisa , miaraka daholo reo ,
Mirary soa ho any Sitraka ny tompo homba anao courage
Ina fona koa reto rmdm , mirotaka lava ,sy madidy , miadrasa ny 2023 de mirotsa . Dridra le raga mainty lahy otrany trozona ty , tena vedrana mitsy
Mivavaha tompoko fa izay no sisa hery hatao tsika
Secte religieuses vaovao malagasy .
Ty raclemence ty tena tsy alehany mitsy fa efa impito , apidiro refa madika lalana . Le avocat ko mahagaga ??? Tsy afaka manao ny asany raha tsy mitata rehefa manao ny asany
Le federations basket mintsy manimba le fanantanjahantena ra izao no jerena 🤭
Reto taxi ty ko ,refa tsy hiasa tokony mijanona . Samy manana fidirany ,otrany hoe misy b ny mpivarokena ,ny pivarotra mofo, sy ny sisa Samy mitady e !